Adulte (Plein tarif)
23
€
Enfant moins de 12 ans
10
Eglise Saint Emilie de Vialar – 258 Boulevard Romain Rolland Marseille
France
Ampifaliana lehibe no izarànay aminareo fa hisy hetsika « Mangataka rano Tour » @ volana Septambra 2025 ho avy izao miaraka @ Rija RASOLONDRAIBE sy ny Ekipa eto Frantsa. Hiaraka hidera an’Andriamanitra isika, koa fandriho dieny izao ny toeranao. (...)

