ÉVÉNEMENTS et
ANNUAIRE 2.0 de
MADAGASCAR
Pour que le monde puisse connaître facilement Madagascar
HETSIKA sy
LAHATAHIRY 2.0 an'i
MADAGASIKARA
Mba ahafantaran'izao tontolo izao mora foana an'i Madagasikara
SIK-MADAGASCAR est une plateforme d’information sur Madagascar sur internet. Elle présente d’abord un annuaire. Mais c’est bien plus qu’un simple annuaire : chaque publication est un véritable site web, et son contenu est géré par le propriétaire de la publication. Cette plateforme présente également des événements de divers endroits, et on peut dire qu’elle est aussi une encyclopédie en ligne sur Madagascar.
SIK-MADAGASCAR dia sehatra fampahafantarana an’i Madagasikara amin’ny aterineto. Ahitàna lahatahiry ato. Mihoatra noho ny lahatahiry tsotra anefa, satria ny antsimpiriany amin’ny zavatra aseho iray dia toy ny tranonkala (Site web) mihitsy, ary ny tompon’ilay zavatra aseho no mitantana azy. Ity sehatra ity koa dia mampahafantatra ny momba ireo hetsika any amin’ny faritra tsirairay, ary azo lazaina ihany koa ho toy ny « encyclopédie » an’i Madagasikara amin’ny aterineto mihitsy.
