Mangataka rano Tour – MARSEILLE
Partager / Haparitaka
PROMO EARLY BIRD : Jusqu'au 30 Juin 2025 : 16€ [Code Promo : PROMO1]
PRE VENTE : de 01 Juillet au 31 Août 2025 : 20€ [Code Promo : PREVENTE]
PLEIN TARIF : à partir de septembre : 23€
Enfant moins de 12 ans : 10€
Mandritra ny volana Jolay sy Aogostra 2025 : 20€ miaraka amin'ny kaody "PREVENTE"
Manomboka amin'ny septambra : 23€
Ankizy latsaky ny 12 taona : 10€
À PROPOS
Ny mikasika azy
Ny mikasika azy
Fiadanana ho amintsika havana, namana sy tapaka.
Ampifaliana lehibe no izarànay aminareo, fa hisy hetsika "Mangataka rano Tour" amin'ny volana septambra 2025 ho avy izao, iarahana amin'i Rija RASOLONDRAIBE sy ny ekipa eto Frantsa.
Ireto tanàna telo ireto no hotsidihinay mandritra io vanim-potoana io araka izao programa izao :
- STUTTGART : Asabotsy 13 septambra 2025
- MARSEILLE : Asabotsy 20 septembre 2025
- PARIS : Asabotsy 27 septambre 2025
Fanirianay indray ny hiaraka aminareo mandritra ireo fotoana ireo.
Hanatrika sy hidera an'Andriamanitra indray isika. Koa fandriho dieny izao ny toeranao.
NOUS CONTACTER
Hifandray aminay
Hifandray aminay
Les informations sur cet événement proviennent des pages Facebook et de la page du site HelloAsso.
Pour plus d'informations, vous pouvez appeler le numéro de téléphone indiqué sur l'affiche de l'événement et sur ces pages.
06 10 31 65 10
Ity fampahafantarana hetsika ity dia notsoahina tao amina pejy Facebook sy ny pejin'ny tranonkala HelloAsso.
Raha te hahazo fanazavana fanampiny ianao dia azonao antsoina ny laharan-telefaonina hita eo amin'ny afisy mampahafantatra ilay hetsika sy ao amin'ireo pejy ireo.
06 10 31 65 10
+ INFO
Fanampim-panazavana
Fanampim-panazavana
PROGRAMME
Fandaharam-potoana
Fandaharam-potoana
RÈGLEMENT
Fitsipika
Fitsipika
PARTICIPANTS
Mpandray anjara
Mpandray anjara
INSCRIPTION
Fisoratana anarana
Fisoratana anarana
LIEU
Toerana
Toerana
LIEU 2
Toerana 2
Toerana 2
LIEU 3
Toerana 3
Toerana 3
LIEU 4
Toerana 4
Toerana 4
SPONSORS
Mpanohana
Mpanohana
ORGANISATEUR
Mpikarakara
Mpikarakara
PROPRIÉTAIRE
Tompony
Tompony
OBJECTIF
Tanjona
Tanjona

